Accueil Politique Fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana : hamafisina ny fanarahamaso sy ny fitsirihana

Fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana : hamafisina ny fanarahamaso sy ny fitsirihana

0
Fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana : hamafisina ny fanarahamaso sy ny fitsirihana

Nanatanteraka fidinana tampoka teny amin’ny Sekoly manofana ho mpiasam-panjakana ny ny ENAM Androhibe omaly Alakamisy faha-23 aogositra tolakandro ny minisitry ny asam-panjakana. Tanjona ny fitsirihana sy ny fanarahamaso ny fitsarana sy ny fikirakirana ny naoty tamin’ny fifaninanana hidirana ho mpiasam-panjakana ny faha-31 jolay lasa teo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici