Accueil Politique Fifidianana 2018 : mila mamerina ny fitokisan’ny olompirenena ny HCC

Fifidianana 2018 : mila mamerina ny fitokisan’ny olompirenena ny HCC

0
Fifidianana 2018 : mila mamerina ny fitokisan’ny olompirenena ny HCC

4-bolana latsaka hiatrehana ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany, mila mamerina ny fitokisan’ny olompirenena ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana hahatomombana ilay fifidianana ambara fa ho eken’ny rehetra, hoy ny mpahay lalàna nanaovana fandihadiana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici