Fifidianana 2018 : Ny Ceni no ilaina matanjaka sy mahaleo tena.

0

Rafitra misahana ny fifidianana matanjaka sy mahaleo tena amin’ny lafiny rehetra no ilaina amin’ny fiatrehana ny fifidianana amin’ny taona 2018 raha ny nambaran’ny mpanao politika sy ny mpiaramiombona antoka vahiny androany, hahafahana miantoka ny fangaraharan’izany fifidianana ho tanterahina izany. Tsy hisy intsony ankoatra izay ny « ni ni ».