Fifidianana 2018 : tokony hatsaraina ny lalam-pifidianana

0

Tokony hatsaraina ny lalam-pifidianana hisian’ny fanarahan-dàlana eto amin’ny tany sy ny firenena. Ilaina ihany koa ny fanatevenana ny fahaiza-manaon’ny CENI raha hiroso amin’ny fanatanterahana ny fifidianana anaty fahavaratra hoy ny fiarahamonim-pirenena.