Fifidianana 2018 : Tokony mahaleo tena tanteraka ny CENI

0

Mahakasika ny fifidianana ny taona 2018, tsy tokony olona notendren’ny fitondram-panjakana no miandraikitra ny fifidianana raha ny nambaran’ny Praiministra taloha Omer Beriziky, mba hisian’ny mangarahara tanteraka. Nisy ny atrikasa nijerena ny vahaolana hirosoana amin’izay fifidianana mangarahara izay.