Fifidianana Filoham-pirenena : Tsy ho lany velively ny Filoha ankehitriny

0

Tsy ho lany mandritra fifidianana filoham-pirenena manaraka ny filoha ankehitriny raha ny nambaran’ny filohan’ny antoko malagasy miara-miainga, Hajo Andrianainarivelo tao amin’ny gazety boky Jeune Afrique. Niakatra ihany koa ny tahan’ny kolikoly eto Madagasikara raha ny nambarany.