Fifidianana kaominaly : efa vita printy avokoa ireo biletà tokana

0

Faritra 21 no efa vita tanteraka ny fanontana ny bileta tokana ampiasaina mandritra ny fifidianana kaominaly ny 27 Novambra izao, rahampitso kosa no ho tonga eo ampelatanan’ny CENI ny bileta tokana ho an’ny faritra Analamanga izay efa eo andalam-pahavitana androany, tomombana ny fikarakaaraka rehetra raha ny fanazavan’ny filoha lefitry ny CENI androany.