Accueil Politique Fifidianana kaominaly : hihemotra amin’ny fotoana tsy fantatra

Fifidianana kaominaly : hihemotra amin’ny fotoana tsy fantatra

0
Fifidianana kaominaly : hihemotra amin’ny fotoana tsy fantatra

90 andro mialohan’ny daty hanatanterahana fifidianana, no tokony hivoaka ny didimpanjakana avy amin’ny filan-kevitry ny governemanta miantso ny mpifidy handatsa-bato. Tsy nisy io didimpanjakana io, noho izany hihemotra amin’ny fotoana mbola tsy voafaritra ny fifidianana Ben’ny tanàna.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici