Accueil Politique Fifidianana kaominaly : hivoaka ny herinandro ho avy izao ny vokatra vonjimaika

Fifidianana kaominaly : hivoaka ny herinandro ho avy izao ny vokatra vonjimaika

0
Fifidianana kaominaly : hivoaka ny herinandro ho avy izao ny vokatra vonjimaika

Efa maherin’ny 90%n’ny fikirakirana ny vokatra nandritra ny fifidianana kaominaly no tontosa ankehitriny manerana ny faritany 6 eto Madagasikara. Hivoaka ny herinandro izao ny vokatra vonjimaika avokan’ny CENI raha ny fanazavan’ny filoha lefitra androany. Ankilany, hifarana rahampitso hariva ny fangatahana fampitahana ny PV nandritra iny fifidianana iny.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici