Fifidianana kaominaly : hivoka ny faha-24 septambra ny lisitr’ireo kandidà

0

Havoakan’ny CENI amin’ny faha 24 septambra izao ny lisitr’ireo kandidà ofisialy, ary didian’ny lalàna ihany koa ireo kandidà amin’ny fanendrena ny mpitam-bolan’ny fampielezan-kevitra.