Accueil Politique Fifidianana kaominaly : miisa 24 ireo fifidianana tsy maintsy averina

Fifidianana kaominaly : miisa 24 ireo fifidianana tsy maintsy averina

0
Fifidianana kaominaly : miisa 24 ireo fifidianana tsy maintsy averina

Kaominina 24 no haverina tanteraka ny fifidianana kaominaly araka ny didim-pitsarana navokan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana. Miisa 8 kosa ireo kaominina hanatanteraka ny fifidianana mpanolotsaina noho ny tsy fisian’ny kandidà mpifaninana nandritra ny fifidianana ny 27 Novambra lasa teo. Tsy misy fiovany ankilany ny fikarakarana ny fifidianana raha ny nambarany CENI.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici