Fifidianana : mpiantsehatra maro no vonona hanara-maso

0

Hiroso amin’ny fifidianana ny vahoaka malagasy ny faha 7 novambra hoavy izao. Fifidianana izay hanehoan’ny tsirairay ny safidy malalaka an’izay filohampirenena hitondra azy. Fiarahamonim-pirenena sy fikambanana maro ankehitriny no vonona hanara-maso ny fifidianana izay.