Fifidianana solombavambahoaka : hanamora ny fivarotana toerana politika

0

Manomboka ny fandinihana ny volavolan-dalàna momba ny fifidianana solombavambahoaka eny anivon’ny antenimieram-pirenena. Isan’ireo miteraka adihevitra ihany koa ny andinindalàna vitsivitsy ao anatin’io volavolan-dalàna io, indrindra ny mikasika ny fahafahan’ny kandida milatsaka ho fidiana.