Accueil Politique Fifidianana Solombavambahoaka : hiova ny fomba fifidianana

Fifidianana Solombavambahoaka : hiova ny fomba fifidianana

0
Fifidianana Solombavambahoaka : hiova ny fomba fifidianana

Hisy fiovana ny fomba enti-miatrika ny fifidianana solombavambahoaka ny 27 mey izao raha ny famolavolana noeritreretin’ny teo anivon’ny vaomierampirenena mahaleo tena misahana ny fifidianana. Fifidianana olontokana no hatao fa tsy lisitra ka izay mahazo ny vato be indrindra isaky ny fari-piadidiana no ho lany solombavambahoaka.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici