Fifidianana Solombavambahoaka : misy maika ahazo « immunité parlementaire »

0

Iray andro mialohan’ny fikatonan’ny filatsahan-kofidiana ho solombavambahoaka, olona voarohirohy amina raharaha maloto teto amin’ny firenena no mikasa hirotsaka ahafahana mahazo « immunité parlementaire ».