Accueil Politique Fihaonana ao amin’ny Carlton : inona no marina?

Fihaonana ao amin’ny Carlton : inona no marina?

0
Fihaonana ao amin’ny Carlton : inona no marina?

Noezahin’ny mpitondra naely tato ho ato fa hisy ny fihaonana ao amin’ny hotely Carlton Anosy amin’ity herinandro ity handinihina ny hanitsiana na tsia ny lalàmpanorenana. Hafangaro amin’ny fanoloran’ny Comité interministériel ny rijanteny ho fanatsarana ny lalàna mifehy ny fifidianana ve io handinihina ny hanitsiana ny lalàmpanorenana io?

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici