Accueil Politique Fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka : nahazoana fitarainana betsaka ny vidim-piainana

Fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka : nahazoana fitarainana betsaka ny vidim-piainana

0
Fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka : nahazoana fitarainana betsaka ny vidim-piainana

Maro ny teboka nahazoana fitarainana sy tsikera mivaivay avy amin’ny solombavambahoaka nandritra ny fihaonan’izy ireo tamin’ny mpikamban’ny governemanta androany. Lohalaharana ny fidangan’ny vidim-piainana sy ny fitaovana fampiasa amin’ny fananganana fotodrafitrasa samihafa. Teo ihany koa ny lafiny famatsiana jiro sy rano izay mila hitondran’ny fitondram-panjakana vahaolana haingana raha ny tatitry ny solombavambahoaka hatrany.