Accueil Politique Fihaonan’ny Loholona sy Governemanta : Fanontaniana 384 no iandrasam-baliny

Fihaonan’ny Loholona sy Governemanta : Fanontaniana 384 no iandrasam-baliny

0
Fihaonan’ny Loholona sy Governemanta : Fanontaniana 384 no iandrasam-baliny

Omaly tolakandro tamin’ny 4 ora sy sasany vao raikitra ny fihaonana teo amin’ny Loholona sy ny Governemanta raha tokony tamin’ny  10 ora maraina no nanaovana izany.  Loholona 49 amin’ireo 63 no miatrika ny governemanta.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici