Nitombo ireo raharaha voarain’ny « Direction de la police judiciaire » eo anivon’ny zandarimariam-pirenena tato anatin’ny iray volana. 40 izany ankehitriny ary ny 6 amin’ireo, fampidirana am-ponja vonjimaika.