Fikambanana Tous Ensemble pour Madagascar : miantso ny vahoaka Malagasy ho tony

0

Vonona hanampy amin’ny fanatontosana ny IEM, an’i kandidà Andry Rajoelina ny diaspora Malagasy mivondrona anatin’ny fikambanana Tous Ensemble pour Madagascar. Miantso ny vahoaka Malagasy ho tony eo am-piandrasana ny vokam-pifidianana vonjimaika avy amin’ny CENI ihany koa ny TEM.