Filoha teo aloha : mampiasa ho fitaovana ireo mpiasam-panjakana sy olom-boafidy

0

Amin’izao ankatoky ny fampielezan-kevitra izao, mampiasa ho fitaovana ireo mpiasam-panjakana sy ireo olom-boafidy ny filoha teo aloha RAJAONARIMAMPIANINA Hery. Tambazana moto ary ho tohanana mandritra fifidianana ireo ben’ny tanàna manaiky ny hampandany azy amin’ny fifidianana. Ireo lehiben’ny distrika no miandraikitra ny fizarana sy ny fanaraha-maso isaky ny Kaominina.