Filohan’ny Repoblika : mitsinjo hatrany ny vahoaka Malagasy

0

Teboka maro no nisongadina tao anatin’ny fanadaharana manokana nataon’ny filohan’ny repoblika alina manodidina ny raharaham-pirenena. Fanehoana hatrany fa mitsinjo sy akaiky ary mihaino ny vahoaka Malagasy ny Filohampirenena raha ny fanehoan-kevitra azo androany.