Filohan’ny Repoblika : nitsidika ny kermesin’ny foloalindahy

0

Tonga nitsidika ny kermesin’ny foloalindahy teny Betongolo ny filohan’ny repoblikan’ny Madagasikara androany. Nambarany fa tsy ho foana intsony ny tahak’ izao ary hoatsaraina hatrany.