Filohan’ny Repoblika : nonolotra fitaovana ho an’ny mpitandrony filaminana

0

Ankoatra ny fampitaovana ny mpiasan’ny fahasalamana, Angidimby miisa 3 miampy fiaramanidina casa iray, fiara tsy mataho-dalana maro isankarazany, ireo no natolotry ny Filohan’ny Repoblika ny tolakandro teo ho an’ireo mpitandro ny filaminana hiadiana @ tsy fandriampahalemana.