Firehetan’ny Bazarikely Toamasina : ravan’ny afo ny 80% ny tsena

0

Ravan’ny afo avokoa ny 80% ny tsena bazarilely Toamasina vokatry ny firehetana nisy tany an- toerana omaly Sabotsy alina. Firehetana izay naharitra adiny 4 ora sy sasany raha ny fanazavana azo. May kila avokoa vokatr’ izany ny ankamaran’ny entam- barotra.