Accueil Société First Global Challenge : teo amin’ny laharana fahatelo i Madagasikara omaly

First Global Challenge : teo amin’ny laharana fahatelo i Madagasikara omaly

0
First Global Challenge : teo amin’ny laharana fahatelo i Madagasikara omaly

Tafiakatra eo amin’ny laharana faha-3 ny ekipam-pirenena malagasy Robotika aorian’ny Chili sy Bangladesh ao anatin’ilay fifaninana First Global Challenge. Samy manana isa 74 ireo firenena roa voalohany ireo raha toa 73 ny isa azon’i Madagasikara hatreto. Ao anatin’ny fanantenana ny handrombahana ny laharana voalohana izsika amin’izao fotoana izao hoy ny coach ny ekipa Malagasy.