Fitakiana sendikaly eo anivon’ny Fitsarana : Mandà ny fihaonana ny Filohampirenena

0

Mandà ny hihaona amin’ireo sendika ho famahana ny olan’ny Fitsarana eto Madagasikara ny Filohampirenena Hery Rajaonarimampianina, araka ny nambaran’ny Sendikan’ny Mpitsara Malagasy sy ny Sendikan’ny Mpiraki-draharaha. Noho izany, hanambatra ny heriny izy ireo hiara-hitady vahaolana manomboka izao.