Accueil Société Fitakiana sendikaly : hihamafy amin’ity herinandro ity

Fitakiana sendikaly : hihamafy amin’ity herinandro ity

0
Fitakiana sendikaly : hihamafy amin’ity herinandro ity

Fitakiana sendikaly samihafa. Hampikatso ny famorian-ketra eto an-drenivohitra ny snedikan’ny mpisan’ny sampandraharahan’ny hetra ny herinandro izao. Tsy hisy ny service minimum raha ny fanazavana. Tsy hisy intsony ny fandraisan-draharaha na ny service minimum. Ho an’ny mpanabe kosa, sendika 8 amin’ny 17 no nanasonia ny fifanaharana ka hiverina hampianatra. Mitohy araka izany ny fitakiana ho an’ireo sendika 11.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici