Accueil Politique Fitakian’ny RMDM : tokony hanaraka ny lalàna velona hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena

Fitakian’ny RMDM : tokony hanaraka ny lalàna velona hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena

0
Fitakian’ny RMDM : tokony hanaraka ny lalàna velona hoy ny filohan’ny Antenimierampirenena

Tokony anatin’ny fanarahana ny lalàna velona eto amin’ny tany sy ny firenena ny fikitihana filoham-pirenena voafidy ara-pomba demokratika. Izay ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Antenimierampirenena manoloana ny fangatahan’ny RMDM ny fametra-pialan’ny filoha.