Fitakian’ny solombavambahoaka teny amin’ny HCC : ho fantatra amin’ity herinandro ity ny valiny

0

Ho fantatra amin’ity herinandro ity ny valin’ny requête naterin’ireo solombavambahoaka  ho an’ny fanovana sy ny vahoaka teny anivon’ny fitsarana avo momban’ny lalampanorenana hoy ny tomponandraikitra avy eo amin’ny HCC. Tsy tokony hanaiky ny teritery ireo mpitsara hoy ny fanehon-kevitry ny solombavambahoaka.