Accueil Politique Fitantanam-bola tsy mazava : isan’ireo hanaovan’ny IGE fanadihadiana ny BNGRC

Fitantanam-bola tsy mazava : isan’ireo hanaovan’ny IGE fanadihadiana ny BNGRC

0
Fitantanam-bola tsy mazava : isan’ireo hanaovan’ny IGE fanadihadiana ny BNGRC

Isan’ireo voatonona ilàna hanaovan’ny Inspection général de l’etat fanadihadiana nandritry ny filan-
kevitry ny ministra farany teo ihany koa ny BNGRC na ny birao nasionaly misahana ny loza
voajanahary. Misy fandaniam-bola tsy misy porofo tao anatin’ity sampan-draharaha ity raha ny
fampitam-baovao, antony hanaovana ny fanadihadiana.