Accueil Politique Fitantanan-draharaha sy asam-panjakana : atomboka izao ny fanadiovana, hoy ny Praiminisitra

Fitantanan-draharaha sy asam-panjakana : atomboka izao ny fanadiovana, hoy ny Praiminisitra

1
Fitantanan-draharaha sy asam-panjakana : atomboka izao ny fanadiovana, hoy ny Praiminisitra

Tsy maintsy atomboka ny fanavaozana ny fitantanan-draharaha sy ny asam-panjakana eto Madagasikara. Io no nivoitra nandritra ny fandraisam-pitenenan’ny Praiministra nandritra ny fanokafana ny taom-pianarana ho an’ny ENAM. Isany laharam-pahamehana ny fametrahana ny « Standard de service », ny ivon-toerana mandray an-tanana ny fitarainana momba ny asam-panjakana sy ny fanaovana tombana ny asa vita.

1 COMMENTAIRE

  1. Tena tsara tompoko o.
    1. Asa be sy mila fitozoana io (tsy manao afomololo, fahalemena iray ao amintsika io, azafady);
    2. Trasa raha averina ho tena izy ny « mécanisme de contrôle » rehetra. Ohatra, ny « description de poste » (toa maivana iny raha jerena maimaika), ny famerenana ny « rouage de contrôle administratif » @ haavo sy sehatra rehetra, ny famerenana tsara ny famaritan’andraikitra ary « mifono » tsara ny toe-tsaina mifanandrify @ izany (Rehefa tompon’andraiki-panjakana, ohatra, dia tsy miroa saina milaza fa tsy azo atao ity ary ny lehibeny mahavita, na tsy maintsy, miaro azy @ marina…
    Mila « État fort » io sy « services publics » matotra, tena izy, mahalala izay lazainy;
    Ny hevitra entin’ilay lohateny erý ambony no nojereko, dia nanoratra @ fo madio aho, fa te-hampahatsiahy endrika fototry ny fandaminana sy fampandehanana, @ ankapobeny.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici