Fitantanana an’Antananarivo Renivohitra : goragora sy gaboraraka tanteraka

0

Fitantanana gaboraraka izay no andikan’ny vahoaka ny fitantanana ny tananan’Antananarivo Renivohitra amin’izao fotoana izao. Na izany eo amin’ny fifamoivoizana na eo amin’ny fivarotana sy ny fanadiovana ny tanàna tsy misy mizotra amin’ny laonany ny fomba fitantanana.