Fitantanana ny fananan-tany : miara-miasa ny MAHTP, ny USAID Hay Tao sy ny OSC

0

Ho fanatsarana ny fananan-tany eto Madagasikara, manamafy ny fiaraha-miasa ny minisiteran’ny fanajariana ny tany, ny teram-ponenana ary ny asa vaventy, ny USAID hay Tao ary ireo fiaraha-monim-pirenena. Nisy tamin’ity androany ity ny atrikasa niarahan’ny telo tonta teny Anosy hanavaozana ny fitantanana ny tany sy ny loharanon-karena azo havaozina.