Fitantanana ny fari-dranomasina : hohatsaraina ny fomba fiasa

0

Tsy nanana politika mazava nitantanana ny fari-dranomasina i madagasikara hatramin’izay. Vokany, tsy voatrandraka araka ny tokony ho izy ny harena andranomasina samihafa. Hiara-hifarimbona amin’ny famolavolana drafi-panajariana ny fari-dranomasina manombok’izao ny eo anivon’ny minisiteran’ny fanajariana ny tany sy ny jono