Fitaterana : “aérodrome” miisa 8 no nahazo fifanarahana hotantanan’ny sehatra tsy miankina

0

Tontosa androany ny fifanaovan-tsoniam-pitantanana ho an’ireo aérodrome miisa 8 eto Madagasikara. Sehatra tsy miankina no hitantana ireo aérodrome ireo ao anatin’ny 5 taona azo havaoina, izay tafiditra amin’ny fanatsarana ny fifamezivezena sy ny famoaham-bokatra avy amin’ny faritra amin’ny alalan’ny fiaramanidina.