Accueil Société Fitaterana : fiara karetsaka maro no nanomboka niasa androany

Fitaterana : fiara karetsaka maro no nanomboka niasa androany

0
Fitaterana : fiara karetsaka maro no nanomboka niasa androany

Raha ny alarobia ho avy izao no tokony hiverina hiasa ny fiara fitateram-bahoaka sy ny fiara karetsaka, efa maro no nitatitr’olona androany indrindra ny Taxi. Mbola vitsy ny mpandeha raha ny fanazavana ary saika ireo mpanjifa efa mahazatra azy ireo no betsaka.