Société Fitiavan-tanindrazana 30 mars 2017 0 Facebook Twitter Pinterest WhatsApp Feno 70 taona anio ny fanamarihana ny 29 martsa 1947. Fa mampametra-panontaniana hatrany ny famindrana ny fitiavan-tanindrazana ho an’ny taranaka aty aoriana. Manome ohatra ho an’ireo tanora ve ny mpitondra?