Accueil Politique Fitokonan’ny mpiasa – MAE : miandry ny fanapahan-kevitry ny fiadidianan’ny Primatiora

Fitokonan’ny mpiasa – MAE : miandry ny fanapahan-kevitry ny fiadidianan’ny Primatiora

0
Fitokonan’ny mpiasa – MAE : miandry ny fanapahan-kevitry ny fiadidianan’ny Primatiora

Miankina amin’ny fanapahan-kevitry ny fiadidianan’ny Primatiora no hiverenan’ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny miasa na tsia. Sonia ahafahan’izy ireo mandrazy ny tambim-karama sy mampitovy zo ny mpiasa eo anivon’ity minisitera ity.