Fitokonan’ny mpiasan’ny ministeran’ny varotra : tsy misy ny “service minimum”

0

Mitaky ny fanovana an’ireo tomponandraikitra isan-karazany ao amin’ny ministeran’ny varotra ireo mpiasa eo anivon’ity ministera ity . Anton’izany raha ny fanazavana ny fanaovana ramatahora sy tsindry amin’ireo mpiasa . Nanomboka ny alatsinainy teo izy ireo no nanao ny fitokonana . Tsy misy ny “service minimum” raha tsy misy ny vahaolana mazava avy amin’ny tomponandraikitra.