Accueil Politique Fitokonan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara: Mikatona ny fitsarana manerana ny nosy.

Fitokonan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara: Mikatona ny fitsarana manerana ny nosy.

0
Fitokonan’ny Sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara: Mikatona ny fitsarana manerana ny nosy.

Nisokatra ihany ny fitsarana teto Antananarivo omaly na niroso tamin’ny fitokonana aza ny mpitsara. Nanakatombaravarana kosa ny tany amin’ny faritra. Ankilany, zo fototra ny hitokona na tsia ka tsy hanakanana ny tsirairay raha ny fanazavana hatrany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici