Accueil Politique Fitokonan’ny SMM-SGM: Tsy vahaolana ny fampiasana herisetra

Fitokonan’ny SMM-SGM: Tsy vahaolana ny fampiasana herisetra

0
Fitokonan’ny SMM-SGM: Tsy vahaolana ny fampiasana herisetra

Fisehoana ivelany ihany no entin’ny Fitondrana hanehoana fa voafehy ny fitokonan’ny SMM sy SGM izay niatomboka ny alakamisy lasa teo. Nogiazana tanteraka ny vavahadin’ny Lapan’ny fitsarana ary tsy voaaro tanteraka ity toerana manana ny hasiny ity raha ny fanehoan-kevitrin’ny filohan’ny SMM omaly.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici