Accueil Politique Fitondrana HVM : mamaky ady amin’ny vahoakan’Antananarivo?

Fitondrana HVM : mamaky ady amin’ny vahoakan’Antananarivo?

0
Fitondrana HVM : mamaky ady amin’ny vahoakan’Antananarivo?

Ho samborina ireo izay mitarika olona eny amin’ny Parvis Analakely, hoy ny prefektioran’Antananarivo. Etsy ankilany ny solombavambahoaka manamafy fa tsy maintsy hisy ny tatitra ho an’ny vahoaka izay voalazan’ny lalàna. Famakiana ady amin’ny vahoakan’Antananarivo, izao fihetsiky ny fitondrana HVM izao, hoy ny mpanara-baovao.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici