Fitrandrahana granita – Kaominina Mahereza : naaato vonjimaika

0

Nahato vonjimaika ny fitrandrahana granita ataona orinasa vahiny ao amin’ny kaominina Mahereza, distrikan’Ambohidratrimo. Antony, misy mikasa hanimba ny fitaovam-pitrandrahana noho ny feo mandeha fa mitrandraka volamena ireo vahiny, eo ihany koa ny fahasimban’ny fambolena.