Fitrandrahana harena ankibon’ny tany : tsy ampy ny fahafantarana ny lalàna

0

Tsy ampy ny fahafantaran’ny mpianatra ireo sehatr’asa azon’izy ireo hidirana aorian’ny fianarana. Antony nanomezana ireo mpianatra fiofanana hahafahana mahafantatra bebe kokoa ny tontolon’ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany teny Ivato. Ankoatry ny fampahafantarana ny ireo sehatr’asa rehetra nisy ihany koa ny fampahafantarana ny lalàna.