Fitrandrahana volamena – Vohilava : manome herinandro ny mponina hanesorana ny fitaovan’ny sinoa

0

Manome fe-potoana herinandro ny fanjakana sy ireo sinoa mitrandraka volamena ao amin’ny kaominina Vohilava, distrikan’i Mananjary ny mponina hanesorana ireo milina fitrandrahana volamena any an-toerana. Ny orinasa sinoa Mac Lai Sime Gianna izay tsy manana taratasy ara-dalàna ahafahana mitrandraka.