Fitrandrahana volamena – Vohilava : mitrandraka an-tsokosoko indray ny vahiny

0

Miverina miasa an-tsokosoko indray ireo vahiny mitrandraka volamena ao amin’ny kaominina Vohilava Mananjary. Nanao fihetsiketsehana manoloana izany ireo vahoaka, tonga nijery ny zava-nisy ihany koa teo anivon’ny CNIDH.