Fitsarana taloha : fampisotroana tangena

0

Kolon-tsaina, Fampisotroana Tangena, fanapahan-doha sy ny famarinana ny razana teny Ampamarinana. Ireo no endrika ny fistarana tamin’ny vanimpotoan’ny fahapanjakana. Isany mbola vakoka mitahiry ny tantara ny lapan’ny fitsarana eny Antranovato.