Fitsinjaram-pahefana : mbola lavitr’ezaka i Madagasikara

0

Mbola lavitr’ezaka ny fametrahana ny fitsinjaram-pahefana tena izy eto Madagasikara. Na eo aza anefa izany, ataon’ny mpitondra fitaovana hiarovana ny sezany ireo olom-boafidy eny ifotony. Kajikajy Politika no betsaka fa tsy ny finiavana hampandroso marina ny isam-paritra.