Accueil Société FIVMPAMA : zava-dehibe ny famelana ny sehatr’asa rehetra hisokatra

FIVMPAMA : zava-dehibe ny famelana ny sehatr’asa rehetra hisokatra

0
FIVMPAMA : zava-dehibe ny famelana ny sehatr’asa rehetra hisokatra

Namaly ny fitarainan’ny mpandraharaha sy ny orinasa tsy miankina isan-tokony ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana anatin’ny 15 andro manaraka eto Analamanga. Zavadehibe ny namelana ny sehatr’asa rehetra hisokatra hatramin’ny 1 ora tolakandro hoy ny teo anivon’ny FIVMPAMA. Mitaky fepetra hentitra avy amin’ny mpampiasa ankilany ny fampiodinana ny orinasa anatin’ny fanajana ny fepetra ara-pahasalamana, hoy ny minisitry ny varotra sy ny indostria.